Petit livre Kakao.pdf - Sustainable Agriculture Training

7 downloads 46 Views 2MB Size Report
Fiarovana hazo zanatany. Fanapahana hazo zanatany. Fiarovana hazo zanatany. Fandotoana loharano. Fitantanana tsara ny rano maloto. Fitantanana tsara ny ...
Fambolena maharitra momba ny Kakao - eto Madagasikara -

Fiarahamiasa niarahana tamin’ny MBG Madagasikara

Fiarovana hazo zanatany

Fanapahana hazo zanatany

1

Fiarovana hazo zanatany

Fitantanana tsara ny rano maloto

Fandotoana loharano

Fitantanana tsara ny rano maloto

10

Fitantanana fako

Fako mifangaro

Fomba fanavahana fako tsy mety lo

9

Fahalotoan'ny rano noho ny fako tsy mora lo

Fomba manarapenitra amin’ny fitantanana fako tsy mety lo

Fiarovana tanety amin'ny fikaohandrano

Tanin-kakao rakotra fasika

Fomba fambolena hazo amin'ny tany tsisy hazo

Fiarovana tany tsy hiotsaka, fambolena Vetiver

2

Fiarovana tany mihotsaka amoro-ndrano

Tanimboly lasan-drano

3

Fomba fiarovana tanimboly moron-drano

Fanasana fotovana maloton'ny simika

Fanasana fitaovana ara-tsimika miteraka loto

Fomba tsara raha hanasa fitaovana ara-tsimika

8

Fihazana biby dia

Fitantanana tsara ny fambolena kakao

Fomba tsara amin'ny garaty kakao

Fiarovana biby dia Fomba fanesorana bibikeky manimba kakao

Fampiasana tainomby

7

Fampiasana torsa amin'ny fampilifana Valivihy

Ady amin'ny Valivihy, fambolena mapaza

4

Fomba fitsitsina hazo fandrahoana

5

Fiarovantena amin'ny fanafody simika

Fitaovana mahazatra fandrahoana

Fampiasana fanafody simika tsisy fiarovana

Fitaovana nohatsaraina mitsitsy hazo

Fampiasana fanafody simika misy fiarovana

6